close
Vážení uživatelé,
16. 8. 2020 budou služby Blog.cz a Galerie.cz ukončeny.
Děkujeme vám za společně strávené roky!
Zjistit více
 

Madagaskarská Hymna (Originální text)

10. dubna 2008 v 14:48 | Vojtěch Dočkal |  Státní Hymny
Ry Tanindrazanay malala ô! Ry Madagasikara soa Ny fitiavanay anao tsy miala, Fa ho anao doria tokoa Tahionao, ry Zanahary Ity Nosin-dRazanay ity Hiadana sy ho finaritra He! Sambatra tokoa izahay. Ry Tanindrazanay malala ô! Irinay mba hanompoana anao Ny tena sy fo fanahy anananay, 'Zay sarobidy sy mendrika tokoa. Tahionao, ry Zanahary… Ry Tanindrazanay malala ô! Irinay mba hitahiana anao, Ka ilay Nahary izao tontolo izao No fototra ijoroan'ny satanao. Tahionao, ry Zanahary…
 

Buď první, kdo ohodnotí tento článek.

Nový komentář

Přihlásit se
  Ještě nemáte vlastní web? Můžete si jej zdarma založit na Blog.cz.
 

Aktuální články

Reklama